Teny iditra | mifanjihitra (fanjihitra (zihitra)) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mifamaly mafy; mifanditra, miady vava, manao ady antsanga [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To dispute with one another. [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Se disputer, se chamailler [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |