|
|
|
|

Teny iditra 1  mifandimby
Fototeny  2 dimby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misesy mifanarakaraka: Efatra ny filoham-pirenena nifandimby teto hatramin' izay
9 Mifampisolo: Nifandimby izy mirahalahy nitondra ilay entana ~ Nifandimby teny ny andro sy ny alinaa
10 Enti-milaza olona roa na maro mampiasa zavatra tokana mifamadibadika ka mbetika ny iray, mbetika kosa ny iray hafa: Taloha nifandimby sotro ny mpivady vao teo amin' ny sakafom-pampakarana [1.1]
11 mifampisolo toerana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  12 se succéder, se remplacer [1.13]
Ohatra  13  Ny andro sy ny alina mifandimby hitondra fanadinoana ho anao [2.471#27]
14  nifandimby nandahatra koa ireo vahiny telo sisa. [2.472#194]
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21