|
|
|
|

Teny iditra 1  mifanary
Fototeny  2 ary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  7 s'abandonner réciproquement, ne pas s’assister mutuellement [1.3]
Ohatra  8  Dinam-pokonolona malagasy sady didim-pihavanana naraikitry ny Ombalahibemaso ho lalàm-panjakana mihitsy ny «tsy mifanary an-kasoavana sy an-karatsiana », nefa ny fiaraha-miory no zokin'adidy masina indrindra. [2.298#95]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 fimirana, 11 mafira ñy, 12 mañafiry, mifanary, 13 mifanira, 14 mifarina, 15 mifiraña

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21