|
|
|
|

Teny iditra 1  mifanapatapaka
Fototeny  2 tapatapaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Misy arabe mifanapatapaka malalaka sady mahitsy tokoa. [2.332]
8  trano sy ny arabe migodana, mifanapatapaka, ifamoivoizan' ny fiarakodia. [2.356#38]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20