|
|
|
|

Teny iditra 1  mifanakalo
Fototeny  2 takalo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Mahasosotra izany mifanakalo lamba amin' Ikala zazavavy iny! [2.499#99]
8  « Toko telo » satria ny Fanjakana, ny mpiasa ary ny mpampiasa no singa telo mitovy mifanakalo hevitra. [4.27]

Fivaditsoratra  mifanakalo, 9 mifanaloka, 10 mifanolaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20