|
|
|
|

Teny iditra 1  mifampisaotra
Fototeny  2 saotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  7 se remercier mutuellement [1.3#442, 578]
Ohatra  8  Hisaraka ny mpinamana, dia mifampisaotra: ny lahy no misaotra ny vavy. [2.245#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20