Teny iditra | midongy an-dalana | |
Singan-teny | midongy ; lalana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Milaza ny ankizy mitokona tsy mety mandeha eny an-dalana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui s'obstine à ne pas marcher [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21 |