Teny iditra | midofotse | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Mifanila: Ny trañonay aba ro midofotse eo amin'ny mangazaene [1.78] | |
Teny iditra | midofotse | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Midona [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |