|
|
|
|

Teny iditra 1  mibafoka
Fototeny  2 bafoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitsilailay eo am-pandriana manampatra ny hakamoana sy ny fahalainana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Se vautrer, rester mollement couché [1.3]

Fivaditsoratra  mibafoka, 10 mibofaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20