|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 miarahaba |
| Fototeny | 2 arahaba |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Manolotra arahaba: Vao tonga ny mpianatra dia miarahaba ny mpampianatra
9 Midera, manome dera ombam-pirarian-tsoa: Miarahaba anareo nahazo fara aman-dimby, tompoko [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to salute, to congratulate.
[1.2] 11 to greet, to congratulate [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 saluer; féliciter
[1.8] |
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how miarahaba |
| Teny iditra (2/2) | 14 miarahaba |
| Fototeny | 15 arahaba |
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miarahaba [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | miarahaba, miarahabà |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15 |
|