|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mianiana
Fototeny  2 aniana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manambara ampahibemaso fa hilaza izay fantatra ho marina: Mianiana izy fa hilaza ny marina ary ny marina ihany
9 Manambara ampahibemaso fa hanome izay nampanantenaina: Mianiana aho fa hanome vola azy raha vao manana
10 Manambara ampahibemaso fa hanatanteraka an-tsakany sy an-davany ny andraikitra takin' ny asa aman-draharahan' ny tena: Nianianaireo mpitsara vao nandray raharaha fa hanao araka ny rariny mandrakariva [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to take an oath [1.2, 1.7]
12 to swear [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13 prêter serment [1.8]
Ohatra  14  mianiana amin' ise aho fa tsia! [2.529#129]
15  Mahazo mianiana amin' ny razantsika aho, ry sombi-naiko! [2.285#157]
16  mianiana eto aminao izahay fa hanoa sy hanaja anao ary tsy hivadika! [2.113#23]
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how mianiana

Teny iditra (2/2) 18  mianiana
Fototeny  19 aniana
Sokajin-teny  20  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mianiana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  21 amiñaina, mianiàna, mianiana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13