|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miandriandriana
Fototeny  2 andriandriana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitondra tena am-pahamendrehana, na dia tsy andriana ara-pirazanana akory aza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to act with great circumspection. [1.2]

Teny iditra (2/2) 10  miandriandriàna
Fototeny  11 andriandriana
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miandriandriana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  miandriandriàna, miandriandriana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14