Teny iditra miafina (afina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miery mba tsy ho hita [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be concealed, to be in hiding. [1.2]
 To hide [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Se cacher [1.3, 1.8]
 être caché [1.3]
Ohatra 
1Ambarao, ry Ingahy, izany jirika miafina aty izany, hoy ireo mpisambotra. [2.324]
2Ary angamba koa, any am-poko miafina any, tsy te-hahita ny hasambaran' i Lanto aho, ka hany heriko milefa. [2.471]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miafina
Ny lasa : niafina
Ny hoavy : hiafina
Filaza mandidy : miafena
Kamban-teny 
Lohateny Adidy miafina (Rapatsalahy Paul)
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20