|
|
|
|

Teny iditra 1  mentsomentsona
Fototeny  2 mentsona
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  5 Teniteny betsaka tsy misy antony; fibedibedena tsy misy fiatoana sy lavareny; kamentsona: Tsy ho tapitra akory ny mentsomentson-dRamatoa fa aoka ny asa no hatao tsara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 bavardage. Comme kamentsona [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20