Teny iditra may (hay)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Voadoro, azon' ny afo: May ny tranon-dRabe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy On fire [1.2, 1.7]
 Burning [1.2]
 Burnt [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Brûlure
Brûlé [1.3]
 Qui brûle [1.8]
Ohatra 
1May hoatry ny nodoran'afo ny fony. [2.324]
2May ny tanako (J'ai une brûlure à la main) [1.3]
3May omaly ny tranony (Sa maison s'est brûlée hier) [1.3]
4Misy may ny tanako (J'ai une brûlure à la main) [1.3]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra may (hay)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Maika dia maika, dodona: May erý izy hankany ambanivohitra nefa ny andro ity ratsy dia ratsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy In a hurry, impatient [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pressé [1.3, 1.8]
Ohatra May aho, fa hiainga rahampitso (Je suis pressé, car je part demain) [1.3]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra may (hay)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Sahirana izaitsizy: May aho fa marary ny zanako ~ Izay may adala [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Embarrassé [1.3, 1.8]
Ohatra May aho, fa marary ny zanako (Je suis dans l'embarras, car mon enfant est malade) [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra may
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy Mety manao; mahazo manao; enga, anie [1.17]

Teny iditra May
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Volana fahadimy amin' ny taona [1.17]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18