Teny iditra | maty fahana | |
Singan-teny | maty ; fahana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiteny amin' ny basy na tafondro tsy mipoaka, na amin' ny fanambadiana izay tapaka ny fatorana nampikambana ny mpivady [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Used of a gun that has missed fire; or of an intended marriage broken off. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | C' est un mariage qui rate : les liens sont rompus. Se disait des mariages ou autres affaires qui n' aboutissaient pas [2.415] | |
Fivaditsoratra | famitahana, maty fahana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/26 |