Teny iditra | matin-kely | |
Singan-teny | matin- (maty) ; kely | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny velam-panorona afaka satria tsy nisy azon' ny mpihinam-bela nohanina ny vato natolotry ny mpamono vela [1.1] | |
Fivaditsoratra | matin-kely, milentika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16 |