Teny iditra masiso (siso)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ratsy fofona, maimbo, enti-milaza indrindra ny sakafo ela nitoerana ka misy fofona ary toa marikivy
Jereo maimbo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Fermented, rotten [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Fermenté, pourri [1.8]
Ohatra Iny sakafo nentina ho azy ny asabotsy iny indray, dia mangahazo lena masaka nentina tamin' ny lakana ary efa masiso. [2.472]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20