Teny iditra | masim-bavaka | |
Singan-teny | masina ; vavaka | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tanteraka ny fivavahana sy ny hataka ataony [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Dont les prières, les demandes sont efficaces [1.3] | |
Tovy hevitra | masin-kataka | |
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/13 |