|
|
|
|

Teny iditra 1  marisika
Fototeny  2 risika
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mazoto hanao zavatra, mavitrika, mahery fo: Marisika amin' ny fianarana ny zanako
9 Finaritra amin' ny zavatra iray, mandray anjara amin' ny zavatra iray: Tsy marisika ny hipetraka any ambanivohitra izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 active, earnest [1.2, 1.7]
11 fervent, lively [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12 zélé [1.3, 1.8]
13 animé, ardent [1.3]
14 actif [1.8]
Ohatra  15  marisika ihany ny fanahy, fa ny nofo no osa. [2.996]

Fivaditsoratra  marisika, 16 misarika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20