|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manjera
Fototeny  2 zera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandavo, manadaboka, mamotraka: Nisy nanjera ilay tavim-boninkazo teto ka vaky terý
9 Mamarina, manary: Iza aminareo no nanjera ny satroko tany anaty rano? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to throw down ; to beat [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 jeter à terre; battre [1.8]

Teny iditra (2/2) 12  manjerà
Fototeny  13 zera
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manjera [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  manjerà, manjera

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14