|
|
|
|

Teny iditra 1  manivoana
Fototeny  2 ivo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mandeha mandalo eo anelanelany, eo afovoany
8 Mahavoa eo amin' ny kendrena indrindra, eo amin' ny masony indrindra [1.1#626]
Fanazavàna teny frantsay  9 (peu usité) qui est au milieu
10 qui va bien, juste à sa place [1.3#432]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20