Teny iditra | manintsivy (intsivy (sivy)) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mamarina intsivy [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Faire quelque chose pour la neuvième fois [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Mpanahaka | manindroa ~ manintelo ~ maninefatra ~ manindimy ~ maninenina ~ manimpito ~ manimbalo ~ manimpolo | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |