Teny iditra | mangotikotika (hotikotika) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Mahatsiaro fanaintainan-tsinay [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ressentir des tiraillements d'entrailles [1.3] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |