|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mangorona
Fototeny  2 horona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manodina hivoromborona: Mangorona tady
9 Mampirina, mandanona: Indreny mangorona ny lamba mihahy ny mpanasa lamba
10 Maka miaraka, mifaoka: Mangorona ny tsy manan-karatra, hono, ny polisy
11 Manangona, mamory tsy misy fetra: Mangoron-karena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to roll up; to take over confiscated property; to hunt for game or for fugitives [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 enrouler, rouler; confisquer, rafler; chasser du gibier ou des fuyards [1.8]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how mangorona

Teny iditra (2/2) 15  mangoròna
Fototeny  16 horona
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mangorona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  mangorona, mangoròna, 18 manongora, 19 ronomanga

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14