|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mangontsina
Fototeny  2 hontsina
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mari-koditra, mahatsiaro ny hatsiaka na ny harariana mikaretsadretsaka eran' ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to shiver, to shudder, from cold, fear, or bites of poisonous insects. [1.2]

Teny iditra (2/2) 10  mangontsìna
Fototeny  11 hontsina
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mangontsina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  mangontsina, mangontsìna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14