Teny iditra mangirana ny andro
Singan-teny mangirana ; andro
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fotoana vao maraina koa ahitana mazava kely eny amin' ny lanitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L' aurore paraît, le jour commence à luire [2.415]
Voambolana 
Tovy hevitra mangiran-dratsy

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12