|
|
|
|

Teny iditra 1  mangirana
Fototeny  2 hirana
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Loaka voahirika, mamela hazavana haninteraka
8 Mamiratra, mangilohilo: Mangirana ery izany
9 raronao izany
10 Mora kokoa, misy hihoriranana
11 Tsisy hevitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to have chinks through which the light shines [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 brillant
14 laisser appaître la lumière par des fentes [1.8]
Ohatra  15  hoy Rivo nanomboka hahita mangirana. [2.529#136]
16  Manao ahoana, madio sy mangirana tsara! [2.472#242]
Tovy hevitra  17 mangirangirana
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny how mangirana
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  20 mangarìna, mangarina, mangirana, 21 ramangina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/07