|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mangenagena
Fototeny  2 genagena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitondra moramora sy am-pitandremana amin' ny tanana: Mangenagena atody [1.1]
Tsipelina hafa  9 managenagena

Teny iditra (2/2) 10  mangenagenà
Fototeny  11 genagena
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mangenagena [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Tsipelina hafa  13 managenagenà

Fivaditsoratra  mangenagenà, mangenagena

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15