|
|
|
|

Teny iditra 1  mangatsiatsiaka
Fototeny  2 hatsiatsiaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 qui est frais, faire frais
8 être convalescent, être débarrassé [1.3]
Ohatra  9  Nalefadefaka sady nangatsiatsiaka ny andro [2.324]
10  Ny aty mangatsiatsiaka ny any no manaranara [2.48#108]
11  ny andro tsara, ny rivotra mangatsiatsiaka, ny fony falifaly, ka hehy foana mandra-pody [2.499#75]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21