|
|
|
|

Teny iditra 1  mangaroka
Fototeny  2 haroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihady, mangarona, maka ao anaty zavatra: Misy mangaroka izany vilany izany ka andeha jereo
9 Mitady hahalala, mitsapa: Nitady hangaroka ahy Rakoto fa fantatro tsara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to tempt, to beguile, to circumvent, to impose on, to sift out, to fish out, to find out a person's ideas in a roundabout way. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 Fouiller; chercher à connaître, souder, scruter, examiner: Aza mangaroka vilany (Ne fouillez pas dans la marmite) ~ Mangaroka lalina izy (Il examine des choses profondes) [1.3]
Tovy hevitra  12 miharoka
Mpanahaka  13  mamantatra, 14  misafary, 15  misaroro

Fivaditsoratra  mangaroka, 16 mangoraka, mangoràka, 17 mokaranga, 18 ramangoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15