|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manetona
Fototeny  2 etona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Sihanaka] manetroka [1.78]
9 Manetroka: Aza manetona olona
10 Mandrara-pofona: Batao ny vary fa efa manetona
11 Mivoaka: Misy fofona hafahafa manetona ao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to give off smoke, to steam [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 émettre de la fumée, de la vapeur [1.8]

Teny iditra (2/2) 14  manetòna
Fototeny  15 etona
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manetona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  manetòna, manetona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15