|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  manerana
Fototeny  2 erana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mahahenika velaran-toerana iray: Efa manerana ny Nosy ve izao ny fahaizana mamaky teny sy manoratra? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to fill, to pervade [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 remplir, être dans toute l'étendue de [1.8]
Ohatra  10  manerana ny tany rehetra ny fitsarany. [2.996]

Teny iditra (2/3) 11  manerana
Fototeny  12 serana
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  18 Mandalo eo anoloan' olona: Tsy fanao ny manerana vao manao mbay lalana [1.1]

Teny iditra (3/3) 19  maneràna
Fototeny  20 serana
Sokajin-teny  21  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manerana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  22 manarena, maneràna, manerana, 23 menarana, Menarana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13