|
|
|
|

Teny iditra 1  manentohento
Fototeny  2 hentohento
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao izay hisentoana, hitarainana
9 Manao lafo loatra, mivaro-bolony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 Faire soupirer, faire gémir
11 surfaire le prix [1.3]
Ohatra  12  Fo tsy voafatotr' Ankaratra sy Andringitra ka aty Bongolava sy Bemaraha no manentohento ny lohako e! [2.528#108]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20