|
|
|
|

Teny iditra 1  manehakehaka
Fototeny  2 hehakehaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mananosarotra izaitsizy raha miaina, raha maka fofon' aina; misanehakehaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 respirer péniblement [1.3]
Voambolana  9  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20