|
|
|
|

Teny iditra 1  mandroritra
Fototeny  2 roritra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manintona, mitarika, misarika: Mandroritra olona amin' ny sandriny
9 Manenjana: Mandroritra anja-koditra
10 Manalava, manitatra: Fanaon-dRangahy io izany mandroritra resaka izany
11 Mamivitra: Fomban' ny mpampianatra ny mandroritra ny sofin' ny mpianany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to pull and stretch out [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 tirailler; allonger en tirant [1.8]
Mpanahaka  14  manao sinto-mahery, 15  mandrirotra, 16  manenjana, 17  manintona, 18  mitarika

Fivaditsoratra  19 mandrirotra, mandroritra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22