Teny iditra mandrora tay maina
Singan-teny mandrora ; tsy ; maina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza tenda toy ny makiana ka raha mitelin-drora dia tsaroana ho marary; ilazana aretina mahavoa ny aty tenda ka raha mitelin-drora dia misy maharary [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/22