|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandrontsana
Fototeny  2 rontsana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamely moramora
9 Mikitika valiha [1.1]

Teny iditra (2/2) 10  mandrontsàna
Fototeny  11 rontsana
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrontsana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  mandrontsana, mandrontsàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14