Teny iditra mandrani-badin' olona
Singan-teny mandranitra ; vady ; olona
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mijangajanga [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To defile another's wife, to commit adultery, as with a mistress [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Commettre l'adultère [1.3]
Tovy hevitra mambodo vadin' olona ~ manabodo vadin' olona ~ mibodo vadin' olona

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05