|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mandraharaha |
| Fototeny | 2 raharaha |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mitondra, mifehy: Mahay mandraharaha ny mpiasa izy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to employ a person, to set work to be done.
[1.2] 10 to direct, to be administrator of [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 diriger, administrer, s'occuper de
[1.8] |
| Ohatra |
12 Fa ny adin' ny samy Anglisy kosa dia ny kaonsilin' ny Anglisy ihany no mandraharaha izany.
[2.366#]
|
| Teny iditra (2/2) | 13 mandraharahà |
| Fototeny | 14 raharaha |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandraharaha [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fivaditsoratra | mandraharahà, mandraharaha |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14 |
|