|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandanja
Fototeny  2 lanja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mijery ny havesatry ny zavatra iray amin' ny alalan' ny mizana: Mandanja hena
9 Mandinika, mihevitra izay mety ho vokany: Tokony handanja ny teny lazainao ianao
10 Manombantombana, maminavina izay ho vidiny: Mahay mandanja izay ho vidin' ny omby Rakoto
11 Mampitovy lanja: Tsy mahay mandanja ny vola miditra sy mivoaka ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to weigh in scales or on a weighing machine [1.2]
13 to weigh; to consider, to ponder [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 peser; réfléchir, considérer [1.8]
Ohatra  15  Ka mety mandanja ny sainy tokoa; [1.437#]
16  Diso isika raha tsy mandanja sy manavakavaka. [2.296#]
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mandanja

Teny iditra (2/2) 18  mandanjà
Fototeny  19 lanja
Sokajin-teny  20  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandanja [Fitanisana]

Fivaditsoratra  mandanjà, mandanja

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15