Teny iditra | manavika (savika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Misarangotra (fiteny amin' ny vahy misarangotra amin' ny hazo) [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | S’accrocher à un arbre, comme les lianes [1.3] | ||||||||
être entortillé de façon passive, par quelqu'un [1.196] | |||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | manavika, manivaka, mivakana, mivanàka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |