|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  manatsaka
Fototeny  2 hatsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampitovy tantana, manitsy amin' ny fanalana ny romoromo aminy, mamarana: Manatsaka taratasy [1.1]
9 mandidy sisim-boky mba hampitovy azy
10 manaisotra ny faritra tsy ilaina [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  11 to cut the edge regularly, to straighten, to arrange beforehand. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12 façonner
13 entailler [1.13]
Mpanahaka  14  mamarana, 15  Mampitovy tantana, 16  manaratsaka

Teny iditra (2/3) 17  manatsaka
Fototeny  18 tsaka
Sokajin-teny  19  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
20  Ny ankehitriny :
21  Ny lasa :
22  Ny hoavy :
23  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  24 Mandidy, mandentika, manatrobaka amin-java-maranitra ka misy feo manokana heno avy amin' izany [1.1]

Teny iditra (3/3) 25  manatsakà
Fototeny  26 tsaka
Sokajin-teny  27  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatsaka [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manatsaka, manatsakà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15