|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manasitrana
Fototeny  2 sitrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manafaka amin' ny aretina: Dokotera Ranona no nanasitrana azy ~ Mahay manasitrana ny habokana hono izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to heal [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 guérir [1.8]
Ohatra  11  Aoka hasehoko an'i Voahirana ity, hoy ny teniny irery fa mety hisy hahazoany manasitrana io vavany toro io. [2.895#]
Voambolana  12  Fahasalamana
Mpanahaka  13  mampanaritra, 14  manafaka, 15  manala

Teny iditra (2/2) 16  manasitràna
Fototeny  17 sitrana
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasitrana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manasitrana, manasitràna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14