|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manasavoana
Fototeny  2 savoana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandefa hiakatra eny amin' ny habakabaka, manipy ambony: Manasavoana ny sarimpapango [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to throw high; to send up, as a kite [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 lancer en haut; lancer un cerf-volant [1.8]

Teny iditra (2/2) 11  manasavoàna
Fototeny  12 savoana
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasavoana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manasavoàna, manasavoana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14