|
|
|
|

Teny iditra 1  manararaotra
Fototeny  2 hararaotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitombo mihalehibe, mihamafy: Hanararaotra io ferinao io ka tsaboy haingana
9 Mampiasa ny fahavoazan' ny sasany mba hanampiana trotraka izany: Aza manararaotra ny halemen' ny sasany mba hitarihana azy amin' ny ratsy
10 Mamonjy mitady tombony haingana raha misy zava-miseho sao tsy miverina intsony io zavatra io: Manararaota ny hatanorana, rankizy, mba hiasana betsaka fa rehefa antitra tsy afaka intsony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to aggravate, to add to, to take the occasion of, as when following some one else and seeing him do something or take something, to steal and lay the blame on another. [1.2]
12 to take advantage of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 profiter de l'occasion [1.8]
Ohatra  14  Tsinjo miverimberina eny koa ireo arom-pefiloha vita vodivato sy voatsato-kazo, ireo tanimboly manararaotra ny tany lonaka, ireo trano bongo mitokana naorina vonjy maika ho fiandrasam-boly. [2.470#6]
Mpanahaka  15  manao kendry tohina, 16  manao tsatoka, 17  mandray vava latsaka, 18  mively ny vy dieny mafana
Fikambanana  19  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how manararaotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22