Teny iditra manao tsatòka
Singan-teny manao ; tsatoka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Manatsatoka hazo marani-doha hiaro ny fefiloha tsy ho vaky; manaiky handoa antoka amin' ny vola tokony haloa izay very maina raha diso ny paik' andro tokony handoavana ilay vola [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/17