Teny iditra | manara-dalàna | |
Singan-teny | manaraka ; lalàna | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manaraka an-tsakany sy an-davany ny didy ataon' ny mpitondra, ny fitsipika na fepetra samihafa [1.1] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny manara-dalàna io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |