|
|
|
|

Teny iditra 1  manaporiatra
Fototeny  2 poriatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampandositra, mampandeha haingana, mamoritra zavatra malemy na rano ao anaty tanana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Faire fuir, faire échapper, faire jaillir [1.3#491]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20