|
|
|
|

Teny iditra 1  manapondipondy
Fototeny  2 pondipondy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamenjafenja, mamoriporitra zavatra amin' ny tanana mba halemilemy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 presser avec les doigts, avec les mains, manipuler, pétrir [1.3]
Tovy hevitra  10 mamondipondy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22